COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Afp
Les tâches ménagères sont-elles toujours réservées aux femmes ?

Ndao hilaoeky : La revendication du féminisme dans le contexte malgache

Avant, Madagascar était gouverné par des Reines. Cela a mis en évidence que la société acceptait les femmes au pouvoir. Preuve que les femmes peuvent être à la tête de toute autre forme de responsabilité, que ce soit dans le foyer ou au sein d’une entreprise. Plus tard, le rôle de la femme a été dénigré et l’homme a pris le dessus au point d’être « le chef » dans le foyer. Actuellement le vent du féminisme arrive à Madagascar. Ce sont surtout les jeunes qui s’activent dans ce mouvement. Alors comment se passe la revendication du féminisme dans le contexte malgache ?


Teto Madagasikara teo aloha dia efa nisy ireo mpanjaka vavy nifandimby. Marika izany fa tsy nisy olana teo amin’ny fiaraha-monina ny vehivavy eo amin’ny fitondrana. Io fitondrana io tsy hoe fitondrana firenena ihany fa ireo andraikitra rehetra izay mila sahanina na eo anivon’ny tokantrano na orinasa. Taty aoriana nefa dia very izay fahefan’ny vehivavy malagasy izay. Ny tao an-tokantrano ary moa dia lazaina fa « ny lehilahy no lohany ». Nisy an’io ihany koa tany ivelany ary avy eo no teraka ny hetsika ho an’ny vehivavy izay ao anatin’ny fitakiana ny zon’ny vehivavy. Tonga eto Madagasikara izany ankehitriny ary ny tanora no tena mivohy azy io. Ahoana ary izany fomba fanaovana io hetsika ho an’ny vehivavy io raha ny hodidina eto Madagasikara no jerena ?

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 07 NDAO - HILAOEKY - FEMINISME - MALAGASY ANDREA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter