Il faudrait intensifier l'application des lois, des règlements et des mesures prises durant cet état d'urgence sanitaire, selon le sociologue Blaise Ramandahatra et le juriste Mohamed Baovelo. Les Fokontany devraient collaborer avec les collectivités territoriales décentralisées selon ce dernier, afin d'éviter les rassemblements ou les attroupements lors de la distribution des aides sociales. Par ailleurs, il faut penser à fusionner les différentes structures de lutte contre le coronavirus car elles sont nombreuses et éparpillées, estime Blaise Ramandahatra.Â
 Fanatsarana ny fepetra azon'ny olona raisina mandritry ny fihibohana
Tokony hamafisina ny fampiharana ny lalà na sy ny fepetra rehetra noraisina mandritra izao fihiboana izao raha ny hevitry ny mpandinika fiaraha-monina, Ramandahatra Velonjara Blaise, sy ny mpahay lalà na, Baovelo Mohamed. Ny Fokontany no tokony hiara-hiasa betsaka amin'ny vondrom-bahoaka hitsinjaram-pahefana hoy ity farany, ialà na amin'ny fitangoronan'ny olona mandray fanampiana. Tokony havondrona ihany koa ireo rafitra maro be miparitaka, misahana ny ady atao amin'ny coronavirus, raha ny fanehoan-kevitr'i Ramandahatra Blaise.