Le Président de la République a dévoilé, le dimanche 12 juillet, les dates d’examens officiels. Les élèves auront donc moins de 2 mois pour s’y préparer. Sachant que certains élèves ont pu continuer à travailler à la maison via internet et d’autres non, le niveau de difficulté des examens de2020 sera peut-être plus bas. Comment aider les élèves à combler leurs connaissances après cette année ?
Nambaran’ny filoha Andry Rajoelina ny ny alahady 12 jolay teo ireo daty hanatanterahina ireo fanadinam-panjakana ho an’ny taom-pianarana 2019-2020. Manana 2 volana eo ho eo sisa ny mpianatra isan'ambaratong any hiomanana. Mety tsy hitovy anefa ny fahalalana hananan’ireo mpianatra hanala fanadinana satria misy ireo afaka nanohy ny fianarana ary misy ireo tsy afaka nanohy izany. Inona no ho fiantraikan’izany amin’ny fari-pahaizan’ireo ankizy rehefa any aoriana ?