La numérique n'est pas l'ennemi de la littérature. Ils sont complémentaires et en ce temps de pandémie, cela se fait ressentir car le numérique est, tout particulièrement, utile pour promouvoir les œuvres, selon Gad Bensalem, slameur et Mose Njo, écrivain.
Tsy fahavalon'ny literatiora ny nomerika. Mifameno ireo ary tsapa izany indrindra ato anatin'ny ady amin'ny coronavirus satria amin'ny alalan'ny nomerika no hamoahan'ireo mpanao literatiora am-bava sy an-tsoratra ny sangan'asany, araka ny nambaran'i Gad Bensalem, slameur sy Mose Njo Mpanoratra.