On revient sur les actualités qui ont marqué la semaine.
Flambée de prix des médicaments : Quels impacts sur la société ?
Cimetière : Est-ce une bonne idée de donner l'autorisation pour enterrer les malades du coronavirus?
Accès aux soins pour les personnes présentant les symptômes du coronavirus : Quels sont Les impacts de l'automédication.
Invités : Randriamahefa Alex, historien et Rabemanantsoa Nikolaï, étudiant en génie mécanique.
Fiverenana amin'ireo vaovao nisongadina tamin'ity herinandro ity
Fiakaran'ny vidim-panafody : Inona no vokatra izay eo amin'ny fiarahamonina ?
Fandevenana : Mety amin'ny malagasy ve ny fandevenana ireo matin'ny coronavirus any amin'ny fasan-drazany ?
Fandraisana an-tanana ireo olona misy fambaran'ny coronavirus : inona ny vokadry ny fanaovana dokotera tena ?
Vahiny : Randriamahefa Alex, mpahay tantara, sy Rabemanatsoa Nikolaï, mpianatra amin'ny lalam-piofanana « génie mécanique ».