Au sein de la société malgache, plusieurs personnes se méfient de ceux qui ont une apparence en dehors des standards : cheveux teints, piercings, tatouages, etc. Cette apparence différente est souvent considérée comme un indicateur du caractère « peu fréquentable » de la personne et cache ses compétences réelles. Mais pouvons-nous catégoriser des personnes à partir de leur apparence extérieure ?
Un débat avec Tolotra Mathieu Andriamanantena – sociologue, et Anne Be Marie Irma, juriste-sociologue.
Volo miloko, kavin'ila, tombokavatsa, lehilahy lava volo, mandoko volo sns. Fanehoana endrika ivelany mivoaka amin'ny mahazatra heverin'ny fiaraha-monina hoe fambara fa tsy mendrika ilay olona. Misy aza ny miantso ireny hoe "maditra" indrindra raha tanora ilay voakasika. Tena ampy hametrahana olona anaty sokajy ve anefa ireny endrika ivelany ireny?
Ady hevitra iarahana amin'i Tolotra Mathieu Andriamanantena, mpandinika fiaraha-monina, sy Anne Be Marie Irma, mpahay lalà na sady mpandinika fiaraha-monina.