Dans l’émission « Ndao Hilaoeky » durant laquelle le thème « Aides sociales : regards croisés d’un économiste et d’un sociologue » a été abordé, le sociologue Erico Randriarimalala a estimé que c’est la définition même de la pauvreté ou de la vulnérabilité qui s’avère problématique. Par ailleurs, les aides sociales peuvent conduire à un état de dépendance, les Malgaches étant déjà habitués à en recevoir, selon lui. Pour l’économiste Andriatahiana Rakotoarisoa, c’est vraiment l’Etat qui est vulnérable et d’ailleurs, il existe plusieurs vecteurs qui l’empêchent de pérenniser ces aides.
Nandritra ny fandaharana « Ndao Hilaoeky », izay nijerena ny fanampiana sosialy tamin’ny fomba fijery sosialy sy ara-toekarena, dia nanipika ny mpandinika fiaraha-monina, Erico Randriarimalala fa sarotra ny famaritana ny olona atao hoe sahirana, ary mety hitarika fiankinan-doha amin’ny fanampiana izany, noho isika izay efa nozarina hampiana. Raha ny fahitan’ny mpahay toekarena Andriatahiana Rakotoarisoa azy kosa, dia ilay fanjakana mihitsy no marefo ary maro ireo trangan-javatra maro tsy ahafahany manalava io fanampiana io.