Pendant ces 4 mois de confinement à Madagascar, plusieurs employés ont dû mettre leur travail sur pause. Certains ont même été contraints de quitter leur travail. Pour les entrepreneurs, le confinement n’a pas eu que des effets négatifs : une meilleur qualité de production, une augmentation du nombre de produits vendus et un recrutement de personnel pour certains. Invités : Rija, entrepreneur dans la filière Huiles Essentielles et Théodore Rakotosolofo, entrepreneur dans la production de cosmétique naturel.
Tao anatin’izay efa-bolana niainana ny fihibohana teto Madagasikara izay dia mpiasa maro no voatery niala tamin’ny asany, ary tetikasa maro no tsy maintsy nahemotra. Ho an’ny mpandraharaha sasany kosa, na dia teo aza ny olana nosedraina dia nitondra voka-tsoa ihany koa ny fihibohana : nihatsara ny kalitaon’ny vokatra, nihabetsaka ny asa ary nihabetsaka mihintsy aza ny mpiasa ho an’ny sasany.