A chacun sa manière de profiter de son temps de pause pendant ce reconfinement. Il y en a qui profitent pour regarder des séries ou encore faire un peu de sport mais la lecture est aussi recommandée par les psychologues. Pourtant lorsqu’on a discuté avec quelques jeunes, ce n’est pas une activité qui les intéresse pendant le confinement. Quel est le rapport entre la lecture et la covid-19 ? Les réponses avec Hoby Andriamiharimanana, psychologue et Hobiana Andrianimerina, écrivain.
Samy manana ny fialamboly tiany ny tsirairay amin’izao fihibohana izao. Ao ny mijery fahitalavitra. Ao ihany koa ny manao fanatanjahatena. Fa isan’ny fialamboly atoron’ny psikology ihany koa ny famakiana boky. Rehefa nanontany tanora anefa izahay dia tsy nampazoto azy ireo ny hamaky boky amin’izao vanim-potoana izao. Inona tokoa no hifandraisan’ny tsy fahazotoana mamaky boky amin’ny covid-19 ? mamaly izany i Hoby Andriamiharimanana, psikology sy Hobiana Andrianimerina, mpanoratra.