Pour leur éviter l’activité sexuelle précoce, informer les jeunes sur les risques et dangers encourus est primordial. Parler de sexe est presque tabou dans la culture malgache mais Holitiana Rajaonarivony, psychologue, évoque les façons de braver cet interdit dans le débat. D’un côté, Rina Rakotomalala, éducateur au pair au sein de Médecins du Monde parle de la façon dont ils abordent le thème du sexe au jeune.
Ilaina ny miresaka ny fiainana ara-pananahana amin’ny tanora mba tsy hidirany aloha loatra amin’ny firaisana ara-nofo. Mila ampahafantarina azy ireo zava-doza mety hihatra aminy raha miditra aloha loatra amin’izay izy. Fady ny miresaka ny fiainana ara-pananahana ho an’ny Malagasy, miresaka ny fomba hialana amin’izay fady izay i Holitiana Rajaonarivony, psikology. Etsy andaniny, mizara ny fomba firesany amin’ireo tanora ihany koa i Rina Rakotomalala, mpanabe olon-tsahala ao amin’ny Médecin du Monde.