Les personnes introverties sont souvent et facilement jugées orgueilleuses. Et selon la psychologue Kolo Randriamanana, la société a toujours donné plus de places aux extravertis. L’introversion n’est en aucun cas de la timidité, c’est un trait de personnalité où la personne se concentre plus sur les sentiments intérieurs. Les introvertis ont besoin de plus de temps et d’espace dans leur manière de s’exprimer. Ils peuvent très bien se développer dans leur cercle de connaissances. C’est le sujet de débat dans « Ndao Hilaoeky » avec Kolo Randriamanana et Mampionona Ramamonjisoa, travailleur social de l’association « Zo hisera ».
Misy karazan’olona tsy be teny, tia mitokatokana sy tsy tia mifangaro aman’olana be dia be manodidina antsika. Tsy saro-kenatra izy ireny fa mifantoka sy manome lanja ny fiainana anaty kokoa, hoy i Randriamanana Kolo, psikology. Izay ilay atao hoe « introverti ». Faritan’ny fiarahamonina ho olona miavonavona izy ireny kanefa manana ny safidiny sy ny fomba fanehony ny heviny izy ireo, hoy i Ramamonjisoa Mampionona, mpiasa sosialy eo anivon’ny fikambanana « Zo hisera ». Afaka mivelatra tsara ary mety ho tonga mpitarika mihitsy izy ireo. Izay no hevitra nivoitra tao amin’ny « Ndao hilaoeky ».