Ce n’est pas très commun à Madagascar qu’un jeune quitte le nid parental pour aller vivre seul sans pour autant penser au mariage. C’est pourtant une étape qui marque son indépendance et qui permet au jeune d’avoir plus d’expérience, explique Mihary Rakotomanga, une jeune femme qui a pris la décision de vivre séparément de ses parents. « Il y a des choses que nous ne pouvons apprendre que par la pratique et l’expérience », dit-elle. Par ailleurs, plusieurs parents malgaches s’opposent à cette vie autonome de leurs enfants à moins qu’il n’y ait une raison valable comme le mariage. Louis Zo Rabearison, anthropologue explique que les parents préfèrent guider leurs enfants et s’assurer qu’ils sont prêts pour la « vraie vie », au lieu de leur laisser prendre cette décision.
Tsy dia mahazatra loatra eto Madagasikara ny hoe tanora mandeha mipetraka irery mialoha ny fanambadiana raha tsy misy toe-javatra manokana toy ny hoe handeha hiasa na hianatra any amina tanà na lavitra ny ray aman-dreny. Dingana iray manamarika ny fahaleovantenany anefa izany ary ahazoany traikefa maro be izay tsy voatery voampitan’ny ray aman-dreniny aminy, hoy Rakotomanga Mihary – tovovavy iray mipetra-drery. Etsy ankilany anefa mbola maro ireo ray aman-dreny malagasy tsy mamela ny zanany handeha hipetraka irery raha tsy misy antony mazava toy ny hoe hanambady na hanorin-tokantrano. Satrin’izy ireo aza mbola misy fotoana kokoa mialoha ny fanambadiana hanamafisana ny fitaizà na sy ny fampianarana, hoy Rabearison Louis zo – Anthropologue.