Comme à chaque vendredi, le micro appartient aux jeunes. Anjara, étudiante en Droit au sein de l’université de Tuléar et Romuald étudiant en langue Malgache à l’université d’Antananarivo vont nous faire part de leurs avis dans Ndao hilaoeky concernant les sujets suivants :
- Stigmatisation sociale due aux conditions physiques, conduisant à l'insécurité et au désespoir chez les jeunes.
- Fako io : L’application pour trouver l’emplacement des poubelles et des toilettes publics.
- Les examens pour l’obtention du Certificat d'Etudes Primaires Elémentaires.
Tahaka ny mahazatra rehefa zoma dia ny tanora no omena sehatra. Anjara, mpianatra lalà na ao amin’ny oniversitean’ny Toliara sy Romuald, mpianatra teny malagasy eny amin’ny oniversité an’Antananarivo, no haneho ny heviny mahakasika ireto lohahevitra ireto :
- Fanilikilihan’ny fiarahamonina noho ny toe-batana, mitarika tsy fahatokisan-tena sy famoizam-po eo amin’ny tanora.
- Fako.io : Rafibaiko mamantantra ireo toerana misy dabapako sy toerampivoahana
- Fanomanana fanadinana CEPE