Le monde de l’éducation figure parmi le plus touché par cette crise causée par le coronavirus. De nombreuses informations concernant des changements au niveau du système éducatif sont sorties ces derniers jours, notamment la nomination de la nouvelle ministre Marie Michelle Sahondrarimalala. Pour ce qui est de l’organisation des examens officiels, elle sera décentralisée au niveau des régions. Les sujets seront ainsi différents. Enfin, la possibilité d’une extension de la durée des cours a également été discutée en conseil des ministres. Nous parlons de tout cela dans Ndao Hilaoeky, avec nos invités :
- Nantenaina Rakotonirina, directeur d’une école privée et enseignant en classe de CM2.
- Saholy Rakotoarisoa, parent d’une élève en classe de 3ème qui va passer son BEPC.
Isan’ireo voakasika mivantana amin’ity krizy ara-pahasalamana ateraky ny coronavirus ity ny tontolon’ny fanabeazana. Maro ny vaovao mikasika azy io tato ho ato toy ny fanendrena ny minisitra vaovao Sahondrarimalala Marie Michelle. Voaresaka nandritra ny valan-dresaky ny filoha ny hoe omena fahefana ny isam-paritra amin’ny fikarakarana ny fanadinana, izany hoe tsy mitovy ny fotoana hanaovana izany sy ny laza adina. Ary isan’ny nodinihina tao amin’ny filan-kevitry ny minisitra ny mety hampitomboana ny ora fianarana. Haneho hevitra momba ireo rehetra ireo ny vahinintsika ato anatin’ny Ndao Hilaoeky anio :
- Rakotonirina Nantenaina, talen-tsekoly tsy miankina eny Ambohimanarina, sady mampianatra 7ème
- Rakotoarisoa Saholy, Raiamandrenina mpianatra hanala BEPC