Les transporteurs de la zone nationale ont repris leur service le week-end dernier, après plus de 5 mois de suspension. Mais puisque cela exige beaucoup de précautions, l’Etat a décidé de faire une reprise progressive en commençant par le trajet Antananarivo-Toamasina. Aujourd’hui dans « Ndao hilaoeky », nous verrons les divers avis des transporteurs quant à ces mesures prises par l’Etat, les difficultés et les craintes par rapport à cette reprise de service des taxis-brousse, ainsi que des solutions pour la pérenniser. Nos invités de ce jour sont Fredinard Rakotondrafara, président de l’Association des transporteurs malgaches (ASTRAM), et Naivobenjamina Ravelomiarajaona, membre d’une organisation de la société civile œuvrant dans les transports routiers de personnes et représentant des consommateurs dans la commission « Assainissement et redressement des transports routiers ».
Niverina niasa tamin’iny faran’ny herinandro iny ireo mpitatitra amin’ny zotra nasionaly rehefa niato nandritra ny 5 volana mahery. Mila fitandremana anefa izay fiverenana miasa izay mba tsy hampihanaka ny valanaretina ka hiverenan’ny fampiatoana indray. Izay indrindra no nahatonga ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana ny hanao ho zotra filamatra ny mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina aloha, izay vao hitarina amin’ny lalam-pirenena hafa. Resahina anio ato amin’ny « Ndao hilaoeky » ny fandraisan’ny mpitatitra ireo fepetra noraisina ireo, ny antony maha sarotra ny famerenana ny zotra nasionaly ary ireo sosokevitra sy vahaolana hampaharitra ny fiverenana miasa.