La pratique de l’école à la maison a pris forme à Madagascar durant le confinement. Pour cette nouvelle rentrée des classes, cette méthode séduit plutôt les parents et les écoles. L’école à la maison est-elle plus efficace que l’enseignement en classe en ce qui concerne l’éducation des enfants ? C’est le thème discuté dans « Ndao hilaoeky ». La traductrice-interprète Adrienne Rabemanantsoa nous partage ses vécus et ses expériences quant à cette pratique. Tandis que le jeune enseignant Mirindra Andriantsimiangy suggère plus d’accompagnement pour que cette méthode soit bien efficace.
Nampirona ireo ray aman-dreny sy ireo toeram-pampianarana tamin’ny fianarana any an-trano ny fihibohana. Manintona azy ireo ity fomba fiasa ity amin’izao fanomanana ny fidirana amin’ny taom-pianarana vaovao izao. Mety hampivelatra kokoa ny ankizy ve ny fianarana any an-trano mihoatra ny any an-dakilasy ? Izay no fanontaniana napetraka tao anatin’ny Ndao hilaoeky. Mizara ny niainany sy ny fivelarana azony tanatin’izay fianarana tao antrano fony fahekely izay, i Rabemanantsoa Adrienne, mpandika teny. Mandroso soso-kevitra ny amin’ny fampifandraisana ny ankizy amin’ny fiarahamonina hatrany kosa i Andriatsimiangy Mirindra, mpampianatra.