Donnons la parole aux jeunes, comme à chaque vendredi. Ndao hilaoeky reçoit cette fois Michael Ratsimandresy et Toavina Razanamahefa, étudiants en communication. Ils vont exposer leurs avis sur les sujets suivants :
- L’accès à l’information à caractère public.
- Université d’Antananarivo : Parmi les 200 meilleures universités d’Afrique selon le classement uniRank 2020.
- Sujet CEPE- « OIO Nde hianatra izahay ».
Omentsika ny tanora indray ny sehatra mikasika ny fahitan’izy ireo ny vaovao nisongadina nandritra ny herinandro. Ratsimandresy Michael sy Razanamahefa Toavina, samy mpianatra serasera amin’ny ambaratonga ambony no vahinin’ny Ndao hilaoeky.
Ireto ny lohahevitra :
- Fahazoan’ny daholobe mamantatra ny antontan-kevitra mikasika ny raharaham-panjakana.
- Oniversiten’Antananarivo, anatin’ireo oniversite 200 mendrika indrindra eto Afrika, uniRank 2020.
- Laza adina CEPE « OIO Nde hianatra izahay ».