Pourquoi les jeunes malgaches ne connaissent pas l’histoire de son pays ?Â
Nos deux invités ont donné leur point de vue. Parce qu’à l’école, on n’a pas pris la peine de leur montrer l’importance de connaitre son histoire et son identité. Ou encore, les contenus sont mal maitrisés ou mal expliqués, ce qui rend difficile la compréhension et l’apprentissage. L’approche pédagogique a été également critiquée.
Les jeunes s’intéressent à l’histoire. Mais ils ne trouvent pas le meilleur moyen de l’apprendre librement, sans pression ni obligation scolaire.
Fantatrao ve ny datin’ny 11 Febroary na ny tantaran’i Kolonely Richard Ratsimandrava ?
Tena vitsy ny tanora nanontaniana teny andalana no nahavita namaly ireo fanontaniana ireo. Inona ny antony mahatonga ny tanora tsy ho liana amin’ny tantaran’ny fireneny ?
Satria mety hoe tsy mamaly ny filany manokana na tsy ankafizin’izy ireo ny lohahevitra resahana. Mety ho antony koa ny fomba fampitana azy tsy tena nahomby loatra, na eo amin’ny mpahay tantara na ny olona tena niaina izany na any antsekoly.
Nanasa tanora anakiroa ny Studio Sifaka hiady hevitra momba an’izay.Â