COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©piqsels.com
L’analphabétisme touche surtout les pays en voie de developpement.

Ndao hilaoeky : Infos vues par les jeunes

Comme chaque vendredi, nous avons invité des jeunes à réagir par rapport aux actualités dominantes de la semaine sur Studio Sifaka. Miantsa Andriamanantena et David Randriambololona ont accepté de discuter au sujet de :
- L’alphabétisation à Madagascar
- La place du cinéma
- La possibilité de publier de manière anonyme sur Facebook.



Isaky ny zoma dia manasa tanora haneho hevitra momba ireo vaovao nisongadina teto amin’ ny Studio Sifaka izahay. Andriamanantena Miantsa sy Randriambololona David no vahiny hiresaka ireto lohahevitra manaraka ireto :
-Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ary mikajy eto Madagasikara.
-Ny hevitr’ireo tanora momba ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy.
-Ny fanafenana ny momba ny tena rehefa maneho hevitra amin’ ny tambazotran-tserasera Facebook.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 11 Fandaharana - NDAO - HILAOEKY - INFO - VUE - PAR - LES - JEUNES
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter