La procrastination un des vices des étudiants de nos jours. Certains disent que plus ils attendent l’approche des deadlines, plus ils sont productifs, tandis que d’autres ne sont à l’aise que lorsqu’ils font leur travail dans les temps. Chacun a, en effet, son mode de fonctionnement. Aujourd’hui dans Ndao hilaoeky nous avons un procrastinateur d’un côté et un fonceur de l’autre côté. Jessica Rajaonarison et Tanjona Razakatoandro sont tous deux étudiants, on les écoute.
Fomban’ny mpianatra ity manao ampitso lava ity ny zavatra tokony hatao androany. Misy ny milaza fa mamokatra kokoa izy rehefa ilay mamita zavatra amin’ny ora farany, ao kosa no milaza fa ny miasa milamina sy ara-potoana ihany no tena mety aminy. I Jessica sy Tanjona, samy mpianatra no ho vahinintsika hiresaka momba izay androany. Ny iray mpanemotra lava izay tokony hatao, ny iray kosa manaraka fotoana araka izay azo atao.