Après le Bac, certains jeunes peinent souvent à décider quel chemin ils doivent prendre. Certains décident bel et bien d’entamer un parcours universitaire dans l’objectif d’obtenir un diplôme d’études supérieures. D’autres, par contre, optent pour les formations professionnalisantes pour pouvoir intégrer rapidement le milieu professionnel, souvent malgré eux. Laquelle de ces deux options est la meilleure conformément aux réalités sur le marché de l’emploi à Madagascar ? Parlons-en dans #ndaohilaoeky !
Baoritra. Izay no filaza ny diplaoma eny anivon’ny fiaraha-monina. Ao ireo tena mifofotra mianatra an-taonany maro mba ahazoana diplaoma. Ao kosa ireo misafidy avy hatrany ny hiofana na hampiana-tena amin’ny fifehezana asa iray avy hatrany. Samy manana ny safidy ny tanora tsirairay ary maro ihany koa anefa no tsy afa-manoatra ary tsy afaka ny mianatra maka diplaoma noho ny antony maro samihafa toy ny tsy fahampian’ny enti-manana ara-bola.