COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©studio Sifaka
Trouver rapidement un travail dans l’offshore suite au chômage engendré par la crise sanitaire

Ndao Hilaoeky : Infos vues par les jeunes

Quelles alternatives durables proposent les jeunes pour éradiquer les actions de braconnage dans la partie Est de la Grande île ? Travailler et acquérir une expérience professionnelle dans les entreprises offshores est-il péjoratif ou positif pour les jeunes tananariviens ? Devancer les autres et inciter son enfant à sauter des classes est-il néfaste pour son développement d’un point de vue personnel et psychologique ? Parlons-en dans Ndao Hilaoeky ! 

Misy fiantraikany amin’ny fitomboany ara-tsaina ve ny fampandiganana kilasy ireo ankizy sy ny fampanalana fanadinam-panjakana azy ireo iray na roa taona mialohan’ny tokony ho izy ? Manimba sa manatsara ny traikefan’ny tanora ny asa « offshores » izay miantoka ny fidiram-bolan’ny ankamaroan’ny tanora malagasy eto an-drenivohitra ankehitriny ? Mikasika ny tanora hatrany saingy eo amin’ny fampandraisana anjara azy ireo amin’ny fitandroana ny tontolo iainana, inona ny vaha-olana maharitra hiadiana amin’ny fivarotana gidro any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara ? Ireo no hifanakalozan’ny tanora hevitra ato anatin’ny Ndao Hilaoeky. 

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 18 Fandaharana - NDAO - HILAOEKY - INFO - VUE - PAR - LES - JEUNES
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter