La route des oeufs à Mahitsy, longue de 19, 25km, coûte 30 millions de dollars. Les travaux de construction sont confiés à une entreprise chinoise. Quels sera l'impact de ce projet sur la vie de la population environnante ?
Mahakasika ny asa fanamboarana ny « lalan’ ny atody » izay mampitohy an’ i Mahitsy amin’ ny kaominina Antanetibe Mahazaza no horesahina ao anatin’ ny fandaharana « Ndao Hilaoeky » androany. Misy fiantraikany amin’ny an-davanandrom-piainan’ny mponina, indrindra ny ao Antanetibe Mahazaza izany fanamboaran-dà lana izany : misy ny hafindra toerana, misy ny horavana trano ary misy hototofana mihitsy ny tanimbariny. Miteraka disadisa eny anivon’ny fiarahamonina izany, na izany na tsy izany aza dia efa miroso ny fanamboarana ary manantena fandrosoana ny mponina, araka izao fitantaran’ny Ben’ny Tanà nan’Antanetibe Mahazaza, Rakotonomenjanahary Louis Firmin azy izao, ao anatin’ny fandaharana « Ndao Hilaoeky » manokana « Là lan’ny atody ».