Pour s’épanouir et évoluer, chacun, et surtout étant jeune, a besoin d’un moment pour se divertir, déstresser et sortir de la routine quotidienne. Pour les jeunes de Fenerive Est, les centres de loisirs sont rares. Même s’il existe des infrastructures, elles sont insuffisantes. Quelles conséquences cela exerce sur la vie des jeunes sur place et surtout quelles peuvent être les solutions ? Claudio et Serayah, deux jeunes pairs éducateurs de la ville de Fenerive Est en parlent dans l’émission Ndao Hilaoeky.
Ahafahana mampivelatra ny maha izy azy ny olona iray sy hampivelatra ny sainy dia tena ilaina ny miala sasatra amin’ny alalan’ireny fialam-boly maro isan-karazany ireny. Ho an’ny ao Fenerive Est dia vitsy ireo toerana ahafahan’ny tanora miala voly. Na misy aza dia tsy ampy na tsy manara-penitra. Inona no mety fiantraikan’izany eo amin’ny fiainan’ny tanora ary inona no mety vahaolana manoloana an’izay ? Hiresaka mikasika izay i Claudio sy Serayah izay « jeunes pairs éducateurs » avy ao an-toerana ao anatin’ny fandaharana Ndao Hilaoeky.