Le retour du tourisme local à Madagascar, l’interdiction de porter des vêtements courts pour les femmes dans les bureaux du commissariat de Fianarantsoa et la famine dans le Sud sont les sujets abordés dans cette édition de l’émission Ndao Hilaoeky. Mikael et Andoniaina, jeunes, partagent leurs avis concernant ces actualités.
Ny fiverenan’ny fizahan-tany eto Madagasikara, ny fandrarana ny vehivavy hanao akanjo fohy any amin’ny biran’ny polisy any Fianarantsoa ary ny kere any atsimo, ireo indray no lohahevitra horesahina ao anatin’ny fandaharana Ndao Hilaoeky. Tanora roa : Mikael sy Andoniaina no haneho ny heviny mikasika izay.