COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Les activités à la piscine reprennent avec l’arrivée de la chaleur.

Ndao hilaoeky : Infos vues par les jeunes

Andrianina Joel et Tiavina Rakotomalala ont donné leurs avis concernant le retour des coupures d’électricité, les mesures pour éviter les inondations pendant la saison de pluie et la réouverture des piscines dans Ndao hilaoeky.



Manome ny heviny tamin’ireo vaovao nisongadina nandritra ity herinandro ity i Andrianina Joel sy Rakotomalala Tiavina. Nanome soson-kevitra mikasika ny fahatapahan-jiro izy ireo. Miresaka mikasika ny fepetra tokony ho raisina hialana amin’ny tondra-drano rehefa misy rotsakorana ihany koa ary nanome ny heviny mikasika ny fisokafan’ny dobo filomanosana.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 09 Fandahatrana NDAO HILAOEKY INFOS VUES PAR LES JEUNES
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter