COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Avoir un rôle modèle permet aux jeunes d'avoir un référent dans la vie.

Ndao Hilaoeky : Les jeunes ont-ils besoin d’avoir un rôle modèle ?

Noho ny fivoaran’ny teknolojia dia milona tanteraka ao anaty fanatontoloana isika izao. Voakasika voalohany amin’izany ny tanora satria mandalo eo ambany maso avokoa ireo karazana fomba fiaina na avy eto an-toerana na avy any ivelany. Maro amin’izy ireo no misafidy hoe « handray ity olona iray ity aho ataoko fitaratra » na alaina tahaka mihitsy aza : ny fomba fisainana, ny fomba fiteny, ny fomba fiaina. Ilain’ny tanora ve ny manana izany anefa ? Maneho ny heviny mikasika izay i Estera Mampionona, tanora misehatra eo amin’ny hay varotra sy Rakotondramanana Tojo, mpianatra informatique ato anaty fandaharana Ndao Hilaoeky.


La jeunesse est synonyme de mobilité, de dynamisme et d'innovation. Face à l’avancée technologique et à la mondialisation, beaucoup de jeunes ont fait le choix d’avoir un rôle modèle dans leur vie. Ce superhéros peut être un artiste étranger, une personnalité publique, un activiste ou un jeune qui a eu du succès dans la vie. Mampionona Estera, une jeune travaillant dans le domaine du marketing et Tojo Rakotondramanana, étudiant en informatique nous font part de leurs visions respectives sur ce sujet.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 21 Fandaharana NDAO HILAOEKY ROLE MODELE VS IDOLE DES JEUNES
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter