COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Julia M Cameron
Les Malgaches ont beaucoup d'imagination, selon Tsirery Christian Randriamiarisoa.

Scientifique ou littéraire ? Etre polyvalent aussi est une option

60 à 70% des lycéens choisissent, chaque année, les options littéraires série A1 et A2, les autres s’orientent vers les séries C et D dites séries scientifiques. Est-ce que les lycéens devraient s’orienter plus vers les séries scientifiques ? Ndao hilaoeky s’est basé sur cette question. Mais Tsirery Christian Randriamiarisoa, doctorant et enseignant à l’université, pense qu’on devrait d’abord se détacher des stéréotypes se rapportant à ces options. Il faut exploiter les capacités des élèves, leurs choix ainsi que leur polyvalence. Selon l’enseignant Tsiory Rabetokontany, on devrait élargir les visions des élèves en les orientant vers la diversité de compétences. Selon ces intervenants,  il faut aussi les préparer sur ce qui les attend après leurs études.


 Manodidina ny 60% ka hatramin’ny 70% ny mpianatra eo isan-taona no misafidy « série » A 1 sy A2, izay mifantoka amin’ny fianarana ny literatiora, ny teny sy fiteny ary ny maha olona. Ny ambiny kosa no misafidy ny C sy D na ny “série” siantifika. Tokony hirona kokoa any amin’ny siantifika ary ve ny mpianatra ? Io no fanontaniana niaingana tao anatin’ny Ndao hilaoeky. Mila miala amin’ny hevi-draikitra manodidina io resaka io aloha isika, hoy i Randriamiarisoa Tsirery Christian, mpampianatra eny amin’ny anjerimanontolo. Tokony samy manana ny lanjany ary trandrahina ny safidin’ny mpianatra. Tsy voatery ireo asa mahazatra no fehezina fa afaka mitrandraka  fahaizana amin’ny lafiny maro ireo mpianatra, hoy qkosa i Rabetokontany Tsiory, mpampianatra ao amin’ny lysea Faravohitra. Tsara ihany koa raha hampiomanina mialoha amin’izay tontolo miandry azy aorian’ny fianarana ireo mpianatra, hoy izy ireo.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 29 Fandaharana NDAO HILAOEKY CHOIX DES SERIES AU LYCEE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter