COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Royharryman
Prendre une route et pas une autre est souvent un choix cornélien auquel tout jeune est confronté.

Aller là où le vent nous emporte ou se fixer des objectifs dans la vie ?

La vie est faite de choix, souvent cornéliens, et de succession de choix, qu’ils proviennent des objectifs de chacun ou des rêves nourris depuis l’enfance. Il n’y a pas d’âge pour délimiter les objectifs dans la vie. Jeunes, quand vous êtes prêts, parlez-en avec vos parents qui vous guideront sur le chemin à suivre et les étapes par lesquelles il faut passer. Les parents ne devraient pas prendre la liberté d’imposer des objectifs de vie à leurs enfants car dans ce cas, ce sera un focus sur les souhaits des parents et non de l’enfant. Si un jeune a déjà ses propres objectifs, autres que ceux des parents, il est primordial qu’il communique avec ses parents.

D’une part, il se peut que l’on change d’objectifs en cours de route mais ceux qui sont enfouis au fond de soi risquent forcément de refaire surface. D’autre part, les objectifs éphémères qui apparaîssent soudainement et qui s’oublient en cours de route peuvent être transformés en passion. Djongh Rafidisoa, jeune présidente de l’association « Mère Veilleuse Madagasikara » et Andriamamonjisoa Tsitohaina, jeune membre du Club Entrepreneurs Etudiants du « Rendez-vous des Entrepreneurs » (CEERE) en parlent dans ‘Ndao hilaoeky.


Fifandimbiasana safidy ny fiainana. Miankina amin’ny tanjona apetrakao ireo safidy ireo ary arakaraka ny nofinofinao ireo tanjona ireo. Tsy misy taonany ny fametrahana tanjona amin’ny fiainana. Rehefa vonona ianao ry tanora dia afaka mifampiresaka izany amin’ny ray aman-dreny. Afaka manoro izay lalana tokony halehanao izy ireo avy eo ary manoro ireo dingana tokony harahina hanatrarana ireo tanjona napetrakao. Tsy ny ray aman-dreny velively no mametraka tanjona ho an’ny zanany, raha izany mantsy dia lasa tanjon’ireo ray aman-dreny ilay izy. Raha manana tanjona ho azy manokana ilay tanora, tsara ny mifampiresaka izany amin’ny ray aman-dreniny. Zava-dehibe ny fifampiresahana.

Etsy an-daniny, mety miova eny an-dalam-piainana eny ilay tanjona. Fa ireo tena tanjona tian’ny fonao ho tsapanao ao anatinao ao foana. Misy ihany koa ireo tanjona mipoitra ho azy eny ary tsy hita ho azy, azo hovaina ho fitiavana manokana ihany fotsiny izy irey. Hiresaka momba izay indrindra i Rafidisoa Djongh, tanora, filohan’ny fikambanana « Mère Veilleuse Madagasikara » sy i Andriamamonjisoa Tsitohaina, tanora, mpikambana ao amin’ny CEERE (Entrepreneurs Etudiants du « Rendez-vous des Entrepreneurs »).

Studio Sifaka · 2020 - 11 - 03 Fandaharana NDAO HILAOEKY SAFIDIM - PIAINANA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter