COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Geralt
La compréhension de l’autre est d’autant plus importante pour une meilleure relation.

Ndao Hilaoeky : Doit-on considérer les avis des autres pour avancer dans la vie ?

Les autres, ils peuvent penser ce qu’ils veulent de vous, que cela vous blesse ou qu’au contraire, que cela vous fasse plaisir. Personne ne peut contrôler l’opinion d’autrui. Selon Ando Rabemanantsoa, spécialiste en communication, les dires des autres sont importants. Ils permettent de sortir de la zone de confort. Quant à Mis’t Hery Miafina, Secrétaire Général de la Fédération Malgache de coaching professionnel, lui, il insiste sur le fait d’écouter et de comprendre notre interlocuteur pour mieux gérer les émotions. Ils en parlent dans Ndao Hilaoeky.


Anaty fanehoan-kevitra dia misy ny hevitra mety mandratra na ho anao na ho an’ny hafa. Ilaina nefa ny hevitry ny hafa momba ny tena hoy i Rabemanantsoa Ando, mpahay serasera. Ireo hevitry ny hafa ireo no hahafahana mandroso eo amin’ny fiainana fa tsy mijanona ao anatin’ilay faritra « mampahazo aina » anao. Raha ny hevitr’i Mis’t Hery Miafina, sekretera jeneralin’ny « Fédération Malgache de Coaching Professionnel », dia milaza izy fa ilaina ny fihainoana ny hafa rehefa miteny mba hahazoana ny tiany tenenina. Fomba ahafahana mifehy ny fihetseham-po izay, araka ny heviny. Miresaka izany indrindra izy ireo ato anatin’ny Ndao Hilaoeky.

Studio Sifaka · 2020 - 11 - 04 HILAOEKY FIHEVERAN'NY HAFA ANDREA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter