Même si une personne se déclare de nature solitaire et indépendante des autres, elle vit dans une société où elle est en contact avec d’autres. Dire « j’ai bâti mon entreprise tout seul, sans l’aide de personne » est exagéré. On a toujours besoin des autres, pour une expertise dans un domaine particulier, par exemple. Zo Louis Rabearison, anthropologue, et Fanilo Ratefinjanahary, fondateur d’Ecobrik Madagascar vont débattre sur ces sujets dans l’émission.
Na dia mahavita tena irery ary ny olona iray eo amin’ny fiainana, ao anaty fiaraha-monina izy tsy maintsy mifandray amin’ny hafa na tiany na tsy tiany. Na milaza ary izy fa « izy irery no nahavita nanangana ny orinasany », tsy mitombona tanteraka izany. Tsy maintsy mila olona foana izy hanatanteraka asa iray izay tsy hainy mihoatra ny olon-kafa manana traikefa bebe kokoa ao amin’ilay sehatra. Hilaoeky momba izay i Rabearison Zo Louis, mpahay olona, sy i Ratefinjanahary Fanilo, mpanorina ny Ecobrik Madagascar.