Après le bacc et même bien avant, les jeunes se préoccupent du métier qu’ils vont exercer ainsi que de la gestion de leur carrière. Mais les méthodes pour y parvenir sont différentes d’un jeune à un autre. Quand les uns choisissent de commencer en bas de la chaîne et de gravir les échelons pas à pas, d’autres préfèrent les raccourcis. Laquelle de ces deux options est la mieux adaptée à la situation actuelle ? Le général en retraite, Désiré Ramakavelo et le consultant en communication et développement personnel, Hervé Razafindranaivo en discutent aujourd’hui dans Ndao Hilaoeky.
Rehefa vita ny bakalorea, na alohan’izay aza dia maminavina ny asany sy izay toerana hisy azy ny tanora. Samy manana faniriana hità na andraikitra ambony eo amin’ny sehatry ny asa, ary indraindray amin’ny fitantanana ny firenena. Misy ireo tsy mifidy fa manao izay fomba rehetra hahatongavana amin’izany, ao koa anefa ireo misafidy ny hiainga avy any ambany indrindra dia miakatra tsikelikely. Iza amin’ireo fomba ireo ary no mety kokoa ? Hiady hevitra mikasika izay indrindra ny vahinintsika anio ato anatin’ny Ndao Hilaoeky.