Patricia Fiombonantsoa, jeune étudiante à l’Université publique d’Antsirabe et Christian Randriamalala, jeune travailleur au sein d’une société privée à Antananarivo se sont exprimés sur les actualités chaudes de la semaine :
- Le match entre les Barea de Madagascar et les Eléphants de la Côte d’Ivoire.
- L’arrivée de la chanteuse sud-africaine Nomcebo à Madagascar.
- Le vaccin contre la covid-19.
Patricia Fiombonantsoa, mpianatra any amin’ny oniversitem-panjakana any Antsirabe sy Christian Randriamalala, tanora miasa ao amin’ny orinasa tsy miankina eto Antananarivo indray no haneho hevitra mikasika ireo vaovao nisongadina tamin’ity herinandro ity :
- Ny lalao nifandoan’ny Barea an’i Madagasikara sy ny Elefanta an’i Côte d’Ivoire.
- Ny fahatongavan’ilay mpihira avy ao Afrika Atsimo Nomcebo teto Madagasikara.
- Ny vaksiny hiadiana amin’ny covid-19.