Très peu de jeunes choisissent aujourd’hui l’option scientifique, que ce soit au niveau des lycées ou à l’université. Le nombre d’inscriptions à la filière Mathématiques ne cesse de baisser chaque année. Quelle en est la raison ? Mahefa Razafiharivony, étudiant en Mathématiques, et Miora Andriatsoavina, étudiant en Lettre vont en débattre dans cette émission.
Amin’izao fotoana izao dia tsikaritra fa miha-vitsy ny tanora misafidy ny taranja siantifika na eny anivon’ny lisea izany na eny amin’ny anjerimanontolo. Raha ho an’ny taranja matematika manokana dia mihena isan-taona ny mpianatra misoratra anarana hanaraka io taranja io. Vahinin’ny Studio Sifaka anio hiady hevitra momba izany i Razafiharivony Mahefa, mpianatra Mathématique, sy i Andriatsoavina Miora, Mpianatra lettre na teny sy hay soratra.