Ndao hilaoeky aborde un thème socio-culturel, notamment le « fihavanana malagasy ». Après le cas de viol d’une mineure ayant défrayé les chroniques la semaine dernière, la famille a préféré résoudre l’affaire à l’amiable car le coupable est un membre de la famille. Des citoyens se sont exprimés sur le fait que le « fihavanana » constitue vraiment un blocage dans notre société actuelle. Selon l’écrivain, Aina Miolampandry, les criminels se servent de cette valeur pour sortir impunis de leurs actes. Le « fihavanana » préserve la vie et tout ce qui est sacré, il veille aux biens communs d’une communauté. Ceux qui commettent un crime déshonorent cette valeur et mérite d’être punis par la loi. Pour Yvon Christian, membre de l’association Gasiko, il faut un retour aux sources. Les valeurs malgaches basées sur le « fihavanana » peuvent déjà définir les punitions que méritent ces criminels au niveau de la société elle-même.
Namerina namaritra ny atao hoe fihavanana eo amin’ny fiarahamonina malagasy ny Ndao hilaoeky. Misy ireo milaza fa lasa sakana eo anivon’ny fiarahamonina izy ity, tao aorian’ilay trangana fanolanana teto an-drenivohitra. Olona tao anatin’ny fianakaviana ihany no nahavanon-doza kanefa tsy nahasahy nitoroka ny ray aman-drenin’ilay zaza. Natao ny raharaham-pihavanana. Toa zary lasa ho fialokalofana ho an’ireo nanao heloka tokoa ny raharaham-pihavanana hoy i Aina Miolampandry, mpanoratra. Aina, fitandroana ny hasina ary fikatsahana ny soa iombonana ny fihavanana ka manimba io soatoavina io ihany koa izay mandika lalà na. Mila miverina an-doharano kosa isika hoy I Yvon Christian, avy amin’ny fikambanana Gasiko. Misy ireo fomba miainga amin’ny foto-pisainana Malagasy, mifototra amin’io raharaham-pihavanana. Afaka mamaritra ny sazy mihatra ho an’ireo mpandika lalà na ny eo anivon’ny fiarahamonina hoy izy.