La sensibilisation sur l’éducation pour l’égalité de genre a longtemps été promue dans la société malgache. L’insertion des enfants dans les écoles mixtes est déjà une forme d’acceptation à l’éducation au genre. Cependant, l’éducation au sein du foyer devrait également permettre aux enfants de grandir avec cette valeur, décision qui revient aux parents, leurs premiers éducateurs. Est-ce que les parents malgaches partagent les mêmes avis par rapport à l’éducation au genre au sein de la famille. La sage-femme Liva de Fianarantsoa et Joharilahy Fafah Manakasina, père de famille expriment leurs avis par rapport à ce sujet.
Voizina ao anatin’ny fifampitondrana eo anivon’ny fiarahamonina ny miralenta mba hampitovy toerana ny lahy sy ny vavy amin’ny fandraisana andraikitra sy ny asa. Endrika iray amin’ny faneken’ny ray amandreny izay miralenta izay ny fampianarana ny zanaka lahy sy ny zanaka vavy any an-tsekoly. Ankoatra ny fanabeazana rantovin’ny ankizy any an-tsekoly anefa dia manamafy amin’izay miralenta izay koa ny fanabeazana rantovin’izy ireo ao amin’ny fianakaviany. Mamela malalaka ny zazalahy sy ny zazavavy hitovy lenta izay tokoa ve ireo ray aman-dreny izay manabe azy ireo ? Maneho ny heviny i Liva, rasazy manohana ny fitaizana ho amin’ny miralenta fa i Manakasina Joharilahy Fafah, raim-pianakaviana kosa dia manohitra izany.