Chaque vendredi, l’émission débat « Ndao Hilaoeky » de Studio Sifaka est réservée aux actus de la semaine. Nous discutons aujourd’hui du Corona virus, du remaniement du gouvernement et de la concertation nationale sur le football malgache.
Toy ny isaky ny zoma dia natokana ho an'ny fanehoan-kevitry ny tanora momba ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro ny fandaharana anio. Isan'ireo ho resahina ny mikasika ny Coronavirus, ny fanovana governemanta ary ny fikaonan-dohampirenena momba ny baolina kitra.