De plus en plus de jeunes couples décident actuellement de s’installer avant même d’être mariés. Dans la culture malgache, le concubinage est pourtant considéré comme un manque de respect envers la famille. En général, la tendance est de procéder à l'officialisation de la relation par une étape comme les fiançailles ou le mariage civil avant d'emménager dans une même maison en couple. Cette décision peut-elle avoir des avantages au sein du couple ? Nary Rasolofoniaina, diplômé en sociologie et en communication, et Sandy Razafindrabe, qui a emménagé avec son amoureux avant le mariage, en parlent dans Ndao Hilaoeky.
Efa maro ny mpifankatia ankehitriny no manapa-kevitra ny hiara-hipetraka alohan’ny fanambadiana. Eo amin’ny kolontsaina malagasy nefa dia lazaina fa tokantrano maso izany ary tsy fanajana ny ray aman-dreny. Tsara kokoa raha miroso amin’ny dingana toy ny vodiondry na fisehoana na soratra ara-panjakana aloha izay vao miaraka mipetraka ny mpifankatia. Mety hitondra voka-tsoa eo amin’ny fiainan’ny mpifankatia ary ve izay fanapaha-kevitra izay ? Hitantara ny niainany izay i Sandy Razafindrabe, ary hanazava ny fahitan’ny fiaraha-monina izany tokantrano maso izany i Nary Rasolofoniaina, nianatra mikasika ny sociologie sy ny communication, ao anatin’ny fandaharana Ndao Hilaoeky.