Les jeux vidéo sont actuellement accessibles au grand public via un ordinateur, une console de jeu ou simplement un smartphone. Les jeunes de tout âge s’y intéressent. Jeux de rôle, de stratégie, ou d’aventure, chacun a ses spécificités. Mais peuvent-ils vraiment stimuler l’intelligence ? Holitiana Rajaonarivony, psychologue, et Alex Manankasina, joueur professionnel du jeu vidéo Player Unknown’s Battlegrounds en parlent dans l’émission Ndao Hilaoeky.
Efa azo lalaovin’ny rehetra ankehitriny ireny jeux vidéo na kilalaon-tsary ireny na amin’ny solosaina, na amin’ny « consoles de jeu » eny na amin’ny finday aza. Milalao azy avokoa na ny kely na ny lehibe. Misy karazany maro izy ireny ary samy manana ny mampiavaka azy avokoa. Mety manampy amin’ny faharanitan-tsaina tokoa ary ve ireny kilalaon-tsary ireny ? Miresaka mikasika an’izay i Holitiana Rajaonarivony, psikology sy Alex Manankasina, mpilalao matihanina ny jeu vidéo Player Unknown’s Battlegrounds ao anaty fandaharana Ndao Hilaoeky.