Comme à chaque vendredi, nous avons invité des jeunes à réagir par rapport à nos actualités de la semaine au Studio Sifaka. Aujourd’hui, Rakotonandrasana Nordili Tsiory Hafaliana, étudiant Master 2 en population et développement ainsi que Mandimbiarisoa Niaina Haritiana, jeune technicien de maintenance industrielle vont parler des lois de finances initiales ou LFI 2021, de la coupure d’eau et de l’esclavage moderne.
Fanao mahazatra isaky ny zoma ny manasa tanora haneho hevitra momba ireo vaovao nisongadina teto amin’ ny Studio Sifaka. Rakotonandrasana Nordili Tsiory Hafaliana, mpianatra Master 2 en population et développement sy Mandimbiarisoa Niaina Haritiana tanora teknisiana momba ny indostria no vahiny anio hiresaka ny tetibolam-panjakana 2021, ny fahatapahan-drano ary ny fanandevozana amin’ny endriny vaovao iainana ankehitriny.