Parler de sexualité à leur enfant demeure pour les parents malgaches, un sujet difficile à aborder, voire un sujet tabou. Toutefois, afin de préserver les enfants des conséquences du manque d’information sur la sexualité, comme les grossesses précoces ou encore les maladies sexuellement transmissibles, l’éducation sexuelle est utile. Mais à quel âge faut-il l’introduire aux enfants ? Pascal Randrianavalona, parent d’élève et Dr Bodo Razanabololona, médecin clinicien, nous partagent leurs avis sur ce sujet.
Mbola sarotra amin’ireo raiaimandreny malagasy ny miresaka momba ny fanabeazana ara-pananahana amin’ny zanany. Kanefa, mba hiarovana ny zaza amin’ny vokatry ny tsy fahampiana fahalalana ara-pananahana toy ny vohoka aloha loatra na ny aretina azo avy amin’ny firaisana, ilaina ny fanabeazana ara-pananahana. Firy taona anefa no tsara miresaka izany amin’ny ankizy ? Hizara ny heviny amintsika eto i Randrianavalona Pascal, raim-pianakaviana, sy i Dr Razanabololona Bodo, mpitsabo.