Droits de l’homme non respectés, corruption sont les termes que l’on entend souvent lorsque nous parlons du milieu carcéral. Durant des décennies, les responsables du milieu pénitentiaire affirment qu’ils n’ont pas cessé de trouver un moyen pour lutter contre ces infractions. Mais actuellement, quelles sont les solutions pérennes à mettre en place ? Le Directeur Général de l’Administration Pénitentiaire, Ranaivo Andriamaroahina Tovonjanahary et le représentant de la Commission Nationale Indépendante des Droits de l'Homme, Florent, nous font part de leurs avis.
Zon’olombelona tsy voahaja, kolikoly, ireo matetika no teny miverimberina rehefa miresaka ny fandraharana ny fonja. Efa an-taonany maro izany no nisy ary mihezaka ireo mpitantana nifandimby nitady vahaolana amin’izany. Fa inona avy ary ireo vahaolana maharitra ilaina tena apetraka ankehitriny ? Maneho ny heviny momba izany ny Tale Jeneraly ny Fandraharana ny Fonja, Ranaivo Andriamaroahina Tovonjanahary sy Florent, solotenan’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena miaro ny zon'olombelona na ny CNIDH.