COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Une longue queue a été observée lors de la révision militaire à Betongolo, Antananarivo

Ndao Hilaoeky : infos vues par les jeunes

Comme à chaque vendredi, les jeunes vont partager leurs avis sur les actualités de la semaine.

Sarah Raderandraibe et Hery Fifaliana vont s’exprimer sur les sujets suivants :

- Révision militaire des jeunes femmes de 18 à 31 ans, du 14 au 31 décembre 2020

- Maltraitance des enfants, suite à la vidéo montrant un père de famille frappant son fils à Soavimasoandro

- Préparation pour Noel: menu, sapin et décoration, beauté.


Toy ny mahazatra rehefa zoma, hizara ny fahitan’izy ireo vaovao nisongadina nandritra ny herinandro ireo tanora.

Ireto ary ny lohahevitra hanehon’i Raderandraibe Sarah sy I Hery Fifaliana, ny hevitr’ireo :

- Fitsarana miaramila ho an’ny vehivavy 18 taona ka hatramin’ny 31 taona, nanomboka tamin’ny 14 Desambra ka hatramin’ny 31 Desambra

- Herisetra atao amin’ny ankizy, tao aorian’ilay horonantsary niparitaka tao amin’ny tambajotra facebook.

- Ny fiomanana amin’ny noely : ny sakafo, ny haingo, ny endrika amam-bika, sns

 

Studio Sifaka · 2020-12-18_Fandaharana-NDAO-HILAOEKY-INFO VUE PAR LES JEUNE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter