COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Studio Sifaka
Faniry et Loïc, les invités de Sariaka dans Ndao hilaoeky de ce 14 février.

Ndao hilaoeky : Internet, réseaux sociaux et radio

Comment les jeunes Malgaches utilisent aujourd'hui internet et les réseaux sociaux ? Comment les parents peuvent-ils protéger leurs enfants ? Est-ce que la radio intéresse encore les jeunes? Nous parlons de tout cela dans l'émission Ndao hilaoeky d'aujourd'hui.



Miainga amin’ny fanabeazana avy amin’ny ray aman-dreny ny hahaizan’ny tanora mifehy ny fampiasana aterineto sy tambazotran-tserasera. Io raha aravona ny fanehoan-kevitry ny vahinin’ny hilaoeky androany. Anjaran’ny tanora tsirairay ihany koa no mametra ny pejy tokony hotsidihany satria tsy mahasakana ny fijerena pejy hafa ny fameran-taona apetrakin’ny facebook ho 13 taona.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter