COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

L’habit fait le moine aux yeux de la société malgache

Tenue correcte et enseignement : l’habit fait-il vraiment le moine ?

Aux yeux de tous, les enseignants sont considérés comme des modèles au sein de la société, surtout vis-à-vis de leurs étudiants. Ils doivent donc suivre certaines normes sociétales qui leur sont imposées, comme le port d’« une tenue correcte ». En effet, la plupart des établissements exigent de leurs enseignants des tenues présentables. Un enseignant avec un tatouage, des dreadlocks, une tenue décontractée, serait mal vu par la société. Est-ce que l’habit fait vraiment le moine ? Les compétences d’un enseignant seraientt-elles jugées par son style et ses choix vestimentaires ? Telles sont les questions qui se posent. Tout est question de contexte selon Aina Ramaroson, enseignant en communication. Ce dernier opte pour le port de tenue correcte dans son travail : « nous sommes des modèles pour ces étudiants, donc on se doit d’être corrects sur tous les plans». Pour Ny Aina Anjarasoa Rajaonera, enseignante en gestion des ressources humaines, innovation, développement personnel à l’INSCAE «  … suivre cette norme, c’est comme dire aux étudiants qu’un enseignant est une personne qui est toujours en costume, chemise…et que si on ne se conforme pas à cette norme, on ne mérite pas le respect … ». Leurs avis dans Ndao Hilaoeky.

 


Studio Sifaka · 2021-01-18_ Fandaharana-NDAO-HILAOEKY-STEREOTYPE-ENSEIGNANT

Manana anjara lehibe amin’ny fanabeazana ny mpampianatra. Modely sy fitaratra eo anivon’ny fiarahamonina izy ireny, indrindra ho an’ny mpianatra. Misy noho izany ny fenitra napetraky ny fiarahamonina hamaritra izay maha-mpampianatra izay. Anisan’izany ny fanaovana « tenue correcte ». Olona tahaka ny rehetra anefa ny mpanabe, manana ny fomba fiankanjony, ny zavatra tiany, ny safidiny. Tsy tena afaka maneho loatra izay anefa izy ireo noho izay fenitra napetraka hamaritana azy ireo izay. Ny fiendrika sy ny fianjaika ve izany no mamaritra ny maha izy anao sy ny fahaizanao ? Any no mipetraka ny fanontaniana. Ho an’ny Ramaroson Aina, mampiofana serasera eny anivon’ny anjery manontolo, dia «  modely amin’ny lafiny rehetra ny mampianatra na amin’ny fitafy, na amin’ny fiteny na amin’ny fomba, ka tsy tokony ampitovy tena amin’ny mpianatra amin’ny fomba fitafy mihitsy…. ». Ho an’i Rajaonera Ny Aina Anjarasoa, mpampianatra ny  gestion des ressources humaines, innovation, développement personnel ao amin’ny INSCAE kosa dia milaza fa : « ny fanarahana fotsiny ihany izay fenitra napetraka izay dia anisan’ny mitaona ny ankizy hihevitra fa ny olona manao an’izay tenue correcte izay ihany no atao hoe mendrika … ». Samy manana ny heviny izy mianadahy ireto. Henointsika ato anatin’ny Ndao Hilaoeky

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter