Mbola vitsy ireo mpisehatra ao anatin’ny tontolon’ny fizahan-tany no manao doka fitaka. Any amin’ny resaka hotely sy sakafo matetika no tena ahitana azy ireny. Heloka ny famitahana ny mpanjifa hoy i Henri Lenou, mpiaro ny zon’ny mpanjifa. Mamono ny toe-karena ny fanaovana ny doka fitaka satria manimba ilay seha-pihariana ny fitaka izay hataon’ireo mpandraharaha sasany hoy izy. Manampy kosa i Antsa Ny Avana filoha mpanorina ny Avana And Co, orinasa mikarakara hetsika anatin’ny tontolon’ny fizahan-tany « (…) ho an’ny mpitantana sy mpisehatra tsirairay dia tokony miezaka mamorona zavatra tsara sy miavaka mba hitombhan’ny fifaninana (…) »
Les publicités mensongères liées au domaine du tourisme sont peu nombreuses mais elles sont présentes dans la Grande Ile. La plupart du temps, elles concernent les services liés aux restaurants et complexes hôteliers. Cependant, mentir aux clients est un acte puni par la loi, explique Henri Lenou, défenseur des droits des consommateurs. Ces publicités mensongères font régresser l’économie nationale en tuant à petit feu le secteur tourisme. De son côté, Antsa Ny Avana, fondatrice de Avana And Co, une société travaillant dans l’organisation d’évènements touristiques rappelle aux entrepreneurs touristiques de créer et de proposer des services originaux afin de favoriser la concurrence dans le secteur.