Le réseau social trouve ses origines dans les forums, groupes de discussion et salons de chats. A priori, il consiste en un service permettant de regrouper diverses personnes afin de créer un échange sur un sujet particulier ou non. Mais aujourd’hui, l’utilisation d’un réseau social prend une toute autre portée et certaines fonctionnalités contribuent à éloigner l’utilisateur des siens.  A Madagascar, un réseau social est souvent stigmatisé et qualifié de nuisible. Alors, comment faire en sorte que les réseaux sociaux servent à la société ? Discutons-en dans Ndao Hilaoeky en compagnie de Lantoarivelo Andrianina Rajoharison, directeur en charge du Civisme, de la Paix et du Développement Durable au ministère de la Jeunesse et des Sports et de Ricard, Social Media Community Manager.
Ny tambazotran-tserasera dia sehatra natao hamondrona sy hampifandray olona roa na olona maromaro. Ny niatombohan’ny tambazotran-tserasera aza moa dia ireny sehatra fifanakalozan-kevitra na Chat sy forums de discussions ireny. Faritan’ny fiaraha-monina malagasy ho zava-dratsy amin’ny ankapobeny ny tambazotran-tserasera. Miankina amin’ny fomba fampiasana azy anefa izany. Inona ary ireo soritra ahalalana fa mahay sy mahafehy ny fampiasana tamabazotran-tserasera ny seha-piaraha-monina iray ? Hiresaka mikasika izay amintsika ato anatin’ny Ndao Hilaoeky I Rajoharison Lantoarivelo Andrianina, tale misahana ny fanabeazana olom-banona sy ny fandriam-pahalemana ary ny fandrosoana maharitra eo anivon’ny ministeran’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena sy Ricard, mpikirakira sy mpandalina ny mikasika ny tambazotran-tserasera.