Ramamonjy Ny Hoby et Manitra Mamy Aldair, deux jeunes scouts du Tily Analamanga Afovoany s’expriment sur les sujets suivants
-Depuis 2014, de plus en plus d’étudiants malgaches choisissent l’Inde pour poursuivre leurs études après l’obtention du Bac
-Quelles alternatives pour éviter autant que possible les conséquences du changement climatique sur l’agriculture et la riziculture à Madagascar
-La gestion de projet ne dépend pas de l’envergure mais de la créativité et de la volonté de chacun
Â
- Ramamonjy Ny Hoby et Manitra Mamy Aldair, tanora mpiandraikitra eo anivon’ny Tily Analamanga Afovoany dia manolotra ny heviny mikasika ny :
-Fitomboan’ny isan’ireo tanora Malagasy manohy fianarana any Inde aorian’ny fahazoana ny Bac
-Ny fomba mahomby hanenana ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro sy ny fahasimban’ny tontolo iainana amin’ny fambolena eto Madagasikara
-Miankina amin’ny finiavana sy ny fahaiza-mamorona fa tsy miankina amin’ny halehibe na hakelin’ny tetik’asa iray ny mampahomby ny fitantanana tetik’asa