COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

Les chiens errants enragés constituent des risques pour tous.

Construire des refuges pour sauver les chiens errants des campagnes d’abattage

Entre août et septembre 2020, quelques communes ont effectué des campagnes d’abattage de chiens errants. Pour cause,  la rage. Une fois qu’elle atteint le cerveau humain, c’est incurable. Les communes font alors des campagnes d’abattage en donnant du poison aux chiens.  C’est une pratique à laquelle les défenseurs des droits d’animaux n’adhèrent pas.

Sanjy Ramaro Chon, président de l’association Little Paw Madagascar explique que les budgets mis en place par les communes pour faire les campagnes d’abattage peuvent largement suffire à construire un refuge pour ces chiens. Et cela, en collaborant avec les associations des défenseurs d’animaux. Le Dr Anjarasoa Rasoanomenjanahary, chef de service de l’épidémiologie auprès de la commune urbaine d’Antananarivo est du même avis mais avec quelques conditions.


Studio Sifaka · 2021-01-27 Fandaharana NDAO HILAOEKY - ALIKA MIRENIRENY

Ny volana aogositra sy septambra 2020 teo, maromaro ireo kaominina teto Madagasikara izay nikarakara famonona alika faobe. Everina fa mety hisy aromontana ireo alika mireninreny ka ahiana hamindra amin’ny olombelona. Marihina anefa fa raha efa tafiakatra any amin’ny ati-dohan’ny olombelona iray ilay tsimok’aretin’ny aromontana dia tsy afaka tsaboina intsony fa miandry fahafatesana sisa. Tsy mankasitraka izany famonona alika izany ireo fikambanana miaro ny zon’ny biby.  Manazava i Sanjy Ramaro Chon, filohan’ny Little Paw Madagascar fa raha ny teti-bola hampiasain’ny kaominina hanaovana ny famonoana alika faobe dia ampy hananganana fialofana ho an’ireo alika. Afaka iarahan’ny kaominina miasa amin’ireo fikambanana maro miaro ny zon’ny biby izany. Mankatoa izany hevitra izany i Dr Rasoanomenjanahary Anjarasoa Maharavo, tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny sampan-draharaha misahana ny fampiroboroboana ny fikoloam-pahasalamana ao amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Saingy, mila fepetra maro ny fanatanterahana izany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter