COVID-19 : Tous ensemble face au virus

Débat des jeunes

©Flamic Walli
Le ministère de l’environnement prévoit de planter plus de 70 millions de jeunes plants cette année.

Comment améliorer les stratégies de reboisement à Madagascar ?

Natomboka tamin’ny 19 janoary lasa teo ny taom-pambolen-kazo 2020-2021 eto Madagasikara.  Tanjona ny hamerenana indray an’i Madagasikara ho nosy maitso sy hanalefahana ny vokatry ny fiovaovan’ny toetry ny andro eto amintsika.  Tamin’ny herintaona toy izao ohatra dia zana-kazo miisa 1 tapitrisa mahery no novolena tao Ankazobe. Fa tsy nahenoana akony firy anefa ny momba ireo hazo voavoly hatrizay. Vita ihany ny hetsika fambolen-kazo saingy ny tena ilaina sy mila hamafisina mba hampisy vokany ny fambolena hazo dia ny fanatsarana ny fanaraha-maso hoy ny tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny sampan-draharaham-paritry ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy eto Analamanga, Andrianasolo Rivoniony. Manamarina izany i Randrianjatoharimanana Tiana Solomon,  filohan’ny fikambanana Univ vers Vintsy Tanà. Manolotra hevitra ihany koa izy ny amin’ny fanatsarana io fanaraha-maso io sy hanatsarana ny paik’ady fambolena hazo.


Studio Sifaka · 2021-01-28 Fandaharana NDAO HILAOEKY -REBOISEMENT

A Madagascar, la campagne de reboisement 2020-2021 a débuté le 19 janvier dernier. Le défi est de reverdir notre île rouge et d’alléger les impacts du changement climatique. L’année dernière, plus d’un million de jeunes pousses ont été mis en terre à Ankazobe. Pourtant, aucun rapport officiel sur ces reboisements n’a été publié. Le chef de service de l’environnement et du développement durable Andrianasolo Rivoniony affirme que les activités de reboisement peuvent se faire en un rien de temps, mais le plus important, c’est le suivi de la croissance des jeunes pousses. Le président de l’association Unis vers Vintsy Tanà, Randrianjatoharimanana Tiana Solomon partage cet avis. Il faudrait selon lui améliorer les méthodologies de contrôle et suivi des jeunes pousses.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter